|
|
|
|

Entry1  didiko fe lehibe
Elementary words  2  didy, 3  fe, 4  lehy, 5  be
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao
Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1]
Synonyms  8  didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe

Updated on 2025/10/11